- Alatsinainy 26 Martsa 2012
Edito.Natao ho an'iza ?
Mitodika any amin'ny Parlemanta indray manomboka izao ny sain'ny mpanara-baovao satria andrasana fatratra eny ny hahatongavan'ilay volavolan-dalàna momba ny famotsoran-keloka.
Hamaky ny tohinyMitodika any amin'ny Parlemanta indray manomboka izao ny sain'ny mpanara-baovao satria andrasana fatratra eny ny hahatongavan'ilay volavolan-dalàna momba ny famotsoran-keloka.
Hamaky ny tohinyTsy mbola mazava mihitsy hatramin’izao ny tena tian’i Andry Rajoelina hahatongavana, ka mahatonga azy sy ireo mpiara-miasa aminy mandray fanapahan-kevitra, hafahafa sy mahatalanjona. Fandaminana ny firenena taorian’ny nitrangan’ny krizy politika marina ve no atao eto sa inona ?
Hamaky ny tohinyNy zoma ho avy izao no hifidianana izay ho filoha hitarika ny CENIT na vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana ao anatin'ny tetezamita.
Hamaky ny tohinyTsy ho mora ny fanapahan-kevitry ny fitsarana momba ny raharaha BANI, dia iny efa niaraha-nahita omaly iny fa dia hitohy anio indray ny fitsarana.
Hamaky ny tohinyMatoam-baovao amin'ity alatsinainy ity ny raharaham-pitsarana mahakasika ny raharaha BANI 2010, ka mahakasika manamboninahitra maromaro sy ny Pr Raymond Ranjeva sy ny zanany vavy.
Hamaky ny tohinyFa ahoana marina ary ny fomba fiasa ao amin’ny governemanta ao ?
Hamaky ny tohiny