- Alatsinainy 15 Oktobra 2012
Edito.Tazom-pahefana
Hazakazaka izany ! « Fa inona ary no maha maika ny filohan'ny tetezamita, no dia tsy miafina intsony ny fambaboana ny fon'ny mpifidy sy ny propagandy ? », hoy ny resaky ny olona,
Hamaky ny tohinyHazakazaka izany ! « Fa inona ary no maha maika ny filohan'ny tetezamita, no dia tsy miafina intsony ny fambaboana ny fon'ny mpifidy sy ny propagandy ? », hoy ny resaky ny olona,
Hamaky ny tohinyNiaiky ny jeneraly Richard Ravalomanana omaly fa tena anjakan'ny kolikoly tanteraka ny zandarimariam-pirenena.
Hamaky ny tohinyMiha hita soritra hatrany ny teti-dratsy any ambadibadika any amin'ny fasakanana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana mba tsy afaka hilatsaka hofidiana amin'ny fifidianana.
Hamaky ny tohinyHenjana ny fanapahana koa dia ho avy eto Madagasikara indray, manomboka amin'ity anio ity ny iraky ny SADC tarihan'ny Dr Leonardo Simao, izay ahitana Mozambikanina maromaro.
Hamaky ny tohinyAty amin'ny volana oktobra 2012 vao miteny ny tompon'andraikitra ao amin'ny foloalindahy fa nisy ireo miaramila tonga dia nanapa-kevitra samirery hiambina manampahefana, ary tsy niera tany amin'ny lehibeny akory.
Hamaky ny tohinyFiarovan-tena naroson'ny pastera Ramino Paul ny amin'ny nahavoatendry azy ho mpikambana ao amin'ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy na FFM ny hoe : tsy misy mihitsy ny lalàna mandrara ny mpikambana amin'ilay komity mpanomana ny fananganana ny FFM ho kandida
Hamaky ny tohiny