- Talata 06 Novambra 2012
Edito.Mora mionona
Menomenona sy fahasosorana no re etsy sy eroa manoloana ny fahasahiranana misy eto amin’ny firenena amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyMenomenona sy fahasosorana no re etsy sy eroa manoloana ny fahasahiranana misy eto amin’ny firenena amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyRaha fintinina ny tatitra farany nataon’ny birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly na Bianco dia mitombo ny fanaovana kolikoly, saingy mihena ny isan’ny olona mitaraina.
Hamaky ny tohinyKrizy ny firenena izao, ary manomboka manaikitra ny isan-tokantrano ny tsy fahampian’ny vola.
Hamaky ny tohinyNanamafy ny UCTU omaly fa tsy azo ihodivirana ny fiakaran’ny saran-dalana ho 400 Ariary manomboka ny alakamisy 01 novambra izao.
Hamaky ny tohinyTsy ilaozana savorovoro ny fitondrana tetezamita.
Hamaky ny tohinyEfa am-perinasa tanteraka amin’ny fanomanana ny aorian’izao fitondrana tetezamita izao Atoa Roland Ratsiraka ary efa miomana ho filoham-pirenena voalohany hitantana ny Repoblika faha-4 mihitsy.
Hamaky ny tohiny