- Alakamisy 18 Jolay 2013
Edito.Mampiesona
Hamaky ny tohiny
Mitarika resabe tsy mety vita ny fangatahan’ny mpitandro filaminana tetibola manokana 7 miliara ariary mahery mba hahafahan’izy ireo miasa mialoha mandritra sy aorian’ny fifidianana.
Hamaky ny tohinyNa ny olona nilaza azy fa mpitolona teny amin’ny kianjan’ny 13 mey tamin’ny 2009 aza izao dia efa kivy fa tsy hita akory izay fanovàna. Manampy izay toa miady an-trano sy tsy mifampatoky ireo mpitarika teny an-kianja tamin’izany fotoana.
Hamaky ny tohinyVita iny ny fety sy ny fialan-tsasatra lavalava fa dia miverina miasa indray ny rehetra. tsy misy andrakandrana intsony koa eo amin’ny sehatra politika fa miditra amin’ny tena resaka amin’izay manomboka amin’ity herinandro ity. Tokony ho vita izay ny fifampitsapan-kery.
Hamaky ny tohinyEfa nampoizina ihany ny mety ho fihetsik’ireo mpomba ny filohan’ny tetezamita nanoloana ny fanapahan-kevitry ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana tsy ho kandida amin’ny fifidianana.
Hamaky ny tohiny