- Zoma 15 Novambra 2013
Jacob Andrianiaina
«Ny teny mampientana fa ny atao mahasarika»
Teknisianina, lehiben’ny Boriborim-paritra ny fampiroboroboana ny tontolo ambanivohitra (chef CIRDR) ao amin’ny Distrikan’Antsirabe Faharoa, Faritra Vakinankaratra no vahinin’ny Tia Tanindrazana anio, nirotsaka hofidiana ho solombavambahoaka ao amin’io Distrika io ary mitondra ny fanevan’ny MFM amin’ny movansy Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny