- Zoma 27 Jona 2014
Edito.Ady amin’ny kolikoly : orinasa Malagasy 5 voasazy
Tsy misomonga amin’ny ady amin’ny kolikoly ny Banky iraisam-pirenena. Orinasa Malagasy miisa 5 amin’ireo 131 nanaovan’ity rafitra mpamatsy vola iraisam-pirenena fanadihadiana hatramin’ny taona 2012 no ho mankaty mantsy no nandraisana fepetra henjana
Hamaky ny tohiny