- Alatsinainy 24 Septambra 2012
Edito.Tsy very fa maka toerana ?
Hisokatra ho an'ny daholobe manomboka amin'ity anio ity ny Rovan'i Manjakamiadana.
Hamaky ny tohinyHisokatra ho an'ny daholobe manomboka amin'ity anio ity ny Rovan'i Manjakamiadana.
Hamaky ny tohinyNoraisin’ny filohan’ny tetezamita Andry Rajoelina nihaona taminy teny amin’ny lapan’Ambohitsorohitra ny talata lasa teo ny delegasiona avy amin’ny fikambanan’ny tanora kristianina avy amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy.
Hamaky ny tohinyEfa nampoizina ihany fa tsy hahavita hikaroka ny marimaritra iraisana miaraka amin'ireo kaompania vahiny mpanafatra sy mpitsinjara solika eto amintsika ny fitondrana tetezamita, izay havanana kokoa amin'ny fampiasan-kery noho ny adihevitra.
Hamaky ny tohinyMiakatra ambony indray ny maripana amin'ny fankahalana an'i Etazonia any amin'ireo firenena Arabo, taorian'ny nivoahan'ilay horonantsary "Innocence of Muslims" tamin'ny tranonkala.
Hamaky ny tohinyAraka ny efa nahafantarana azy amin'ny fihetsiketsehana ety ivelany dia nanao kabary tsara lahatra tany Morombe indray i Andry Rajoelina omaly, fa atsy ho atsy dia tsy hanafatra vary intsony i Madagasikara fa mba hanondrana indray.
Hamaky ny tohinyMbola mifanakiana ihany ny samy mpitondra fanjakana na dia hita fa efa halohalika aza ny ranombary momba ny tsy fandriampahalemana eto.
Hamaky ny tohiny