- Alarobia 14 Mey 2014
Edito.Ranaivoson Désiré (PNJ) «Mbola mitohy ny tolona»
Na tsy mbola teraka aza ny tenako tamin’ny 13 mey 1972 dia mahafantatra tamin’ny alalan’ny tahirinkevitra samihafa ny zava-nisy, fa tolon’ny tanora nanoherana ny fanjanahantany tamin’ny endriny vaovao no natao tamin’izany.
Hamaky ny tohiny