• Alatsinainy 07 Jolay 2014
Edito.Centre Rassouloul Akram-Inisma Nitondra ny tsirambin’ny tanany teny amin’ny fonja

Amin’izao ramadany izao dia nanapa-kevitra hijery manokana ny olona tena osa tsy dia misy mpitsinjo ny CRA (Centre Rassouloul Akram-Inisma) sy ny mpiara-miombona antoka aminy ka dia teny amin’ny fonjan’Antanimora no niantefan’ny safidiny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Jolay 2014
Edito.Ambatovy

Tafiditra ho anisan’ny firenena ...

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Jolay 2014
Edito.Fifidianana sa fividianana ?

Maka aina kely indray aloha ireo solombavambahoaka satria nifarana ny fivoriana ara-potoana voalohany. Tsy maintsy hisy kosa anefa ny fivoriana tsy ara-potoana handinihana ireo lalàna ilaina amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna izay nohamafisin’ny praiminisitra Kolo Roger fa tsy maintsy hotanterahana amin’ity taona ity ihany...

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Jolay 2014
Edito.FIBEMIH 10 taona Amin’ny 2 aogositra ny ivon’ny fankalazana

Natolotry ny filohan’ny FIBEMIH na Fikambanan' ny Betafo Miray Hina, Atoa Ratianiriniaina Jean Théobert na Rathéo, ho biraon’ny fikambanana sy ho Ivontoerana hifanakalozana sy ho fampiofanana ary ho fanabeazana sy fialamboly ny tanànany ao Imerimandroso Atsinanantsena Betafo..

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Jolay 2014
Edito.Toliara Tonga hatreny amin’ny EPP ny rongony

Lasibatry ny zava-mahadomelina ny ankamaroan’ireo tanora ao Toliara

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Jolay 2014
Edito.Vokatry sahady ny fiverenan’ny AGOA Handray mpiasa 5.000 ny Cotona

Miverina ny AGOA, izay izao no malaza ! Vokatr’io, hanokatra orinasa vaovao ny Cotona Antsirabe. Fantatra izany nandritra ny fitsidihan’ny minisitry ny indostria sy ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina, Jules Etienne ity orinasa ao amin’ny vondrona Socota ity ny alakamisy teo. Raha ny orinasa Cotonline ihany mantsy no manodina ny vokatra lamba vokarin’ny Cotona dia nanapa-kevitra ny hanitatra izany izy ireo amin’ny fanokafana orinasa iray hafa vaovao noho ny fiverenan’ny AGOA ka kendrena hampiasa olona manodidina ny 5.000 eo izany. Nangatahan’izy ireo tamin’ny minisitra moa ny fanamorana ny tontolo ho fivelaran’ny orinasa eto Madagasikara. Nanamafy i Jules Etienne fa na ny orinasa mandeha aza dia ilaina jerena ahitana ny olana sy ny fanatsarana azy.

Hamaky ny tohiny
FTT