• Zoma 04 Jolay 2014
Edito.Sambory amin’izay e !

Mampanontany tena ihany rehefa tena dinihana ny fitarazohan’ny fisamborana sy fanolorana any amin’ny fitsarana ireo lohandohan’ny mpisorona amin’ny trafikana boaderozy eto amintsika. Efa fantatra daholo anefa ny anaran’izy ireo sy ny toerana misy azy. Ary raha mila fiaraha-miasa sy fanampiana aza ny fitondram-panjakana Malagasy dia afaka miresaka tsara amin’ny mpitondra ......

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Jolay 2014
Edito.TOLIARA Lehilahy iray nitondra basy 2, bala 7 sy fanafody gasy tao anaty sakaosy, voasambotry ny polisy

Ny alarobia teo tao Amborogony Toliara dia lehilahy iray nampiahiahy ny fihetsiny no nosavain’ny polisy mpanao fisafoana ny entany, ka sarona tao anaty sakaosy miloko manga ny basy lava sy P.A iray vita gasy sy bala fito niaraka tamina ody gasy maromaro.......

  • Alakamisy 03 Jolay 2014
Edito.Tsena AGOA Velom-panantenana ireo 5 alina very asa

Orinasa afakaba 32 no nikatona tamin’ny taona 2009 teto Madagasikara vokatry ny krizy. Ny 11 tamin’ireo ihany no afaka nihodina hatramin’izao saingy tsy maintsy nandoa haba tamin’ireo vokatra naondrany tany Etazonia

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Jolay 2014
Edito.Fanenjehana an’i Ahmad Tezitra ny zanak’i Boeny

Saika isan’andro dia ahitana vaovao mikasika an’ny minisitry ny jono sy ny harena an-dranomasina Ahmad hatrany amin’ny haino aman-jery rehetra miseho eto Madagasaikara ,eny hatrany ivelany aza.............

Hamaky ny tohiny
FTT