- Talata 08 Jolay 2014
Edito.Distrikan’Ambatofinandrahana “Tsy nahitana asan-dahalo intsony”, hoy ny Lehiben’ny Distrika
Milamina ny Distrikan’Ambatofinandrahana amin’izao fotoana izao, hoy ny lehiben’ny Distrika, Mosa Romain
Hamaky ny tohinyMilamina ny Distrikan’Ambatofinandrahana amin’izao fotoana izao, hoy ny lehiben’ny Distrika, Mosa Romain
Hamaky ny tohinyNy firaisankina sy ny fifamelana eo amin’ny samy Malagasy ihany no vahaolana eto amin’ny firenena, hoy i Dr Jean Louis Robinson raha naneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny izy
Hamaky ny tohinyMitombo isa hatrany ireo tsara vitana amin’ny lalao tafiditra amin’ny fankalazana ny faha-5 taonan’ny gazety Tia Tanindrazana....
Hamaky ny tohinyHatairana ny an’ny mponin’Antsahavola sy ny manodidina ny sabotsy teo, tokony ho tamin’ny 6ora maraina teo ho eo nahita vadintany niaraka tamina mpitandro ny filaminana fa hoe : hampihatra ny didy izay nivoaka ny alarobia 2 jolay lasa teo. Hotely iray eny an-toerana no voakasik’izany......
Hamaky ny tohinyTena vonona tanteraka amin’ny fifindra-monina miala ny tanàn-dehibe na ny «Exode Urbain» ireo olona 2 000 nisoratra anarana raha ny fahatazanana azy ireo niatrika ny fivoriambe (AG) omaly teny Anosizato misy ny biraon’ny Hafari Malagasy
Hamaky ny tohinyTapaka ora vitsy ny lalam-pirenena faha-7, tao Antsapanimahazo, Kaominina Antsoantany, 22km avaratr’Antsirabe omaly nanomboka tamin’ny 4 ora tolakandro teo....
Hamaky ny tohiny