Edito

CEG Bemasoandro Niakatra 39 000Ar ny vola fandrotsaka


  • Alarobia 23 Jolay 2014

Niakatra ho 39.000Ar be izao ny vola takiana amin’ireo zaza afaka ny fanadinam-panjakana Cepe ka hiditra amin’ny taona fahenina eny amin’ny CEG Bemasoandro Itaosy Antananarivo atsimondrano

Ny 20.000Ar saram-pisoratana anarana ary ny 19.000Ar caisse de soutien na vola fiandry. Tsy maintsy aloa ao anatin’ny roa andro ireo dia ny  8-9 septambra ho avy izao. Aorian’io dia miseho ny risoriso hampidirana ny mpianatra amin’ny toerana banga ka izay manam-bola no tafiditra. Mbola ny an’ny Ceg io fa hafa koa ny an’ny lycée. Ny fampanantenana nataon’ny fitondrana anefa raha nanao ny fianianana  ny filoha Hery Rajaonarimampianina tamin’ny 25 janoary dia tsy handoa vola intsony ny mpianatra miditra any amin’ny sekolim-panjakana manomboka amin’ny taom-pianarana vaovao io. Aiza ny Bianco amin’izany ?

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT