• Alakamisy 10 Jolay 2014
Edito.Fonjaben’i Toliara Antitra mila fanavaozana, 775 ny voafonja ao, raha 400 no zakany

Maro ny olana sendrain’ny mpandraharahan’ny fonja ankehitriny. Teboka telo ao anatin’izany ny fotodrafitrasa, ny fitaovana toy ny fiara ary ny tsy fahampian’ny isan’ny mpiandry fonja izay olona iray miandraikitra voafonja 5 araka ny fenitra iraisam-pirenena. Ho an’ny fonjaben’i Toliara manonkana izay itovizany amin’ireo fonja manerana ny nosy, dia mila fanavaozana ny ao Bazaribe, satria efa antitra tsy manara-penitra intsony......

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Jolay 2014
Edito.Fisotroan-dronono ho an’ny tantsaha Tokantrano 500 no hadihadiana any Itasy

Mbola mitanila ny Fiahiana ara-tsosialy eto Madagasikara ka dia ny mpiasam-panjakana sy ireo mpiasa amin’ny orinasa tsy miankina fehezin’ny Satan’ny asa sy ny Lalànan’ny asa an-dranomasina ihany no manana Fiahiana ara-tsosialy....

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Jolay 2014
Edito.Saika hivarotra ny zana-kavany Nogadraina 10 taona izy 3 mianaka

Nivoaka ny talata lasa teo ny didim-pitsarana manasazy azy telo mianaka niray tsikombakomba nangala-jaza tao Ambatondrazaka.......

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Jolay 2014
Edito.Avoahy ny marina !

Tsy fantatra intsony ankehitriny izay tena hanaovana ireo hazo sarobidy (boaderozy) nogiazana. Hamidy ve ? Hodorana ve sa atao inona ?

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Jolay 2014
Edito.Fakana an-keriny zanaka karana iray Ana-miliara naloa, nefa mbola tsy votsotra

Very hevitra tanteraka ny fianakavian’i Owne Alek, 25 taona, ilay zanaka karana nisy naka an-keriny tao Toamasina ny harivan’ny talata 24 jona 2014 teo tao an-tranony ......

Hamaky ny tohiny
FTT