- Alarobia 06 Janoary 2016
Edito.Misy tsy milamina e !
Ao anatin’ny fotoana mampisavorovoro ny eto an-drenivohitra momba ny fako, sy ny fihetsiketsehana fitakiana ny « iles éparses »
Hamaky ny tohinyAo anatin’ny fotoana mampisavorovoro ny eto an-drenivohitra momba ny fako, sy ny fihetsiketsehana fitakiana ny « iles éparses »
Hamaky ny tohinyMarary ny toekarena Malagasy, izay no zava-misy vokatry ny krizy novolena teto nanomboka tamin’ny 2009
Hamaky ny tohinyNotanterahan’ny HVM araka ny efa hirahiran’izy ireo hatramin’izay ny faniriany dia ny hahatafiditra loholona faran’izay betsaka indrindra eny amin’ny lapan’Anosikely.
Hamaky ny tohinyIty no alatsinainy farany amin’ny taona 2015. Hafahafa ihany izany hoe andro fiandohan’ny herinandro nefa farany tsy hipody koa amin’ny taona.
Hamaky ny tohinyAndro sisa isaina dia hivalona ho tantara ny taona 2015. Matroka ny hoavy, raha tarafina amin’ny zava-nitranga sy niainana nandritra ity taona 2015 ity.
Hamaky ny tohinyTia manatsotra sy manaboribory resaka ny mpitondra fanjakana eto amintsika. Raha nilaza ny ahiahiny ny amin’ny nampidirana ny Air Madagascar tao anatin’ny Annexe B ny mpiasa sy ny olon-tsotra mpanara-baovao dia nolazaina fa manatavy resaka sy be filaza fa efa mandeha, hono, ny fifampiraharahana ka amin’ny febroary 2015 dia ho afaka ao ny Airmad.
Hamaky ny tohiny