- Alatsinainy 25 Janoary 2016
Edito.Sao dia ho lasan-ko vavany fotsiny ?
Taorian’ny seminera natao teny amin’ny CCI Ivato tamin’ny volana oktobra 2015 dia hatolotra ny filoham-pirenena eny Iavoloha anio ny boky kely mirakitra ny politika ankapoben’ny Rindra Safatsiroa ny sehatry ny fandriampahalemana (RSS).
Hamaky ny tohiny