- Alatsinainy 08 Aogositra 2016
Edito.Sao mba tsy rariny e !
Mirongatra ny herisetra. Tsy ambanivohitra, tsy an-tanàn-dehibe fa io izao no eny ambavan’ny olona.
Hamaky ny tohinyMirongatra ny herisetra. Tsy ambanivohitra, tsy an-tanàn-dehibe fa io izao no eny ambavan’ny olona.
Hamaky ny tohinyNy nahavitan’ireo fanadinam-panjakana no ela dia io fa mampiaka-peo indray ny sendikan’ireo mpampianatra eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyEfa tena manomboka mitsoka ny rivotry ny fifidianana filoham-pirenena. Misy ireo mpandraharaha na mpanao politika na olona nitana andraikitra ambony teto amin’ny firenena tsy dia re feo firy no manomboka miseho tsikelikely.
Hamaky ny tohinyBe ihany izay atrikasa efa notontosaina teto amin’ity firenena ity izay. Raha atao aza angamba ny tombana dia isika mihitsy no tompondaka amin’ny karazan-javatra toy itony.
Hamaky ny tohinyTsy manana vahaolana maharitra manoloana ny fisondrotry ny vidim-piainana ankehitriny ny fanjakana. Niakatra ny vidin-jiro sy rano, niakatra ny filana andavanandro :
Hamaky ny tohinyEfa fomba fialana bala diso fantatra loatra ny hoe nisy indro kelin’ny mpandrafitra nanisy olana ara-teknika fa ilay fahatarana ora 3 tamin’ny fanombohan’ny fifaninanana handraisana mpiasan’ny fadintseranana omaly kosa aloha dia efa tena hafa mihitsy e.
Hamaky ny tohiny