- Talata 19 Jolay 2016
Edito.Tsy mbô za !
Tadidintsika angamba iny hira mikasika ny mpanao politika malagasy nanakoako tamin’ny fiandohan’ny taona 90 iny. Hatramin’izao izy iny dia mbola mitombina.
Hamaky ny tohinyTadidintsika angamba iny hira mikasika ny mpanao politika malagasy nanakoako tamin’ny fiandohan’ny taona 90 iny. Hatramin’izao izy iny dia mbola mitombina.
Hamaky ny tohinyAo anatina vanim-potoana tena manahiana ny fiainan’izao tontolo izao ankehitriny.taorian’ny olana momba ireo mpifindra-monina tany eoropa mantsy dia io miha mahazo vahana io indray ny asa fampihorohoroana ataon’ny vondrona etat islamique na
Hamaky ny tohinyVata-miaramila 10 000 no nohetsehana any Frantsa. Nantsoina ihany koa ireo rezervista mba hifanome tanana amin’ny polisy sy ny zandary amin’ny fotoana ilana azy.
Hamaky ny tohinyEfa tena tsy hay intsony izay endri-pitantanana misy eto Madagasikara ankehitriny.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny hetsika samihafa ara-javakanto sy famelabelaran-kevitra hanasongadinan-dry Dama ao amin’ny tarika Mahaleo sy ny namany mikasika ny maha zava-dehibe ny valimbabena tokony hataon’ny olom-pirenena tsirairay avy amin’ity Madagasikara izay mamokatra sy manome vary sy laoka antsika isan’andro ity.
Hamaky ny tohinyNisy fanamarihana miendrika fanakianana ihany avy amin’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana mahakasika ilay lalàna fanitsiana ny tetibolam-panjakana 2016 nolanian’ny solombavambahoaka farany teo.
Hamaky ny tohiny