- Talata 11 Oktobra 2016
Edito.Mandroso mihemotra
Efa toy ny kilalaon-jaza ny hetsi-pitakiana eto amin’ny firenena ankehitriny. Na hetsika politika na fitakiana sendikaly dia mandroso mihemotra toy ny lelon-jaza avokoa.
Hamaky ny tohinyEfa toy ny kilalaon-jaza ny hetsi-pitakiana eto amin’ny firenena ankehitriny. Na hetsika politika na fitakiana sendikaly dia mandroso mihemotra toy ny lelon-jaza avokoa.
Hamaky ny tohinyGoavana no sady mafonja ny hevitra fonosin’ny teny hoe : « fihavanana » sy ny hoe « mifamelona », tsy teny fotsiny mantsy izy ireo fa tena foto-pisainana sy fomba fiaina.
Hamaky ny tohinyMifamahofaho ny toe-draharaha politika eto amintsika taorian’ny fihaonan’ny ankolafin-kery politika nandritra fampihantsoana sy fivoriana notarihin’ny Vondrona Iraisam-pirenena teny Ankorondrano afak’omaly.
Hamaky ny tohinyTsy mahagaga raha tsy mety ho tafita intsony ireo lazaina ho karazan-tolona miseho etsy sy eroa eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyVoizin’ny fanjakana indray ankehitriny ny filazana fa efa miroso amin’ny tany tan-dalàna i Madagasikara taorin’ny fampidirana am-ponja ny Tale kabinetran’ny Minisiteran’ny serasera Nivo Ratiarison noho ny resaka fanodikodinam-bola.
Hamaky ny tohinyLamaody indray izany aloha ny fanorenana ifotony. Izay no teny entina hikaotiana ny sarambabem-bahoaka amin’izao herintaona sy roa volana tsy ahatongavan’ny 2018 izao.
Hamaky ny tohiny