- Alarobia 27 Jolay 2016
Edito.Resaka toe-tsaina io e !
Efa fantatry ny fanjakana fa tsy hisy hetsi-bahoaka mitarika any amin’ny fionganana ka tsy mahataitra azy ireo ny fitakiana isan-karazany.
Hamaky ny tohinyEfa fantatry ny fanjakana fa tsy hisy hetsi-bahoaka mitarika any amin’ny fionganana ka tsy mahataitra azy ireo ny fitakiana isan-karazany.
Hamaky ny tohinyIzay iray alehany na ny mpanao fanadihadiana na ny mpitandro ny filaminana eto amintsika mihitsy no tsy mahay na misy ny sakana goavana amin’ny fanadihadiana atao ka tsy mivoaka ny marina.
Hamaky ny tohiny« Tsy amidy akory fa ampanofaina ny tany trandrahan’ny sinoa eny Soamahamanina. ».
Hamaky ny tohinySamy mbola miandry ny rehetra hatramin’izao hoe : fa inona no tena marina momba ilay zavatra nipoaka teny Mahamasina ny takarivan’ny 26 jona nandritra ny podium ka nahafatesana sy naharatrana Malagasy maro be.
Hamaky ny tohinySarotsarotra ihany ny toerana misy ny fitondrana HVM amin’izao fotoana. Na ny eto an-toerana na ny any ivelany mantsy dia samy tsy mahatoky azy avokoa.
Hamaky ny tohinyTsy filam-baniny na resaka halako bika tsy tiako tarehy fa misy ny zavatra tsy maintsy tenenina rehefa tsy rariny sy tsy mety ho an’ny soa iombonana. Maimaika hampiantrano fivoriana iraisam-pirenena izao fitondrana izao, mitaky fanamboarana fotodrafitrasa goavana izany, rombahana aloha ny tanin’olona.
Hamaky ny tohiny