- Alakamisy 29 Jona 2017
Edito.Mitohy ny fahazarana
« sinema indray ! » raha nisy iny garana voatr’olombelona lany daty tsy nipoaka nanoloana ny minisiteran’ny fizahantany omaly iny.
Hamaky ny tohiny« sinema indray ! » raha nisy iny garana voatr’olombelona lany daty tsy nipoaka nanoloana ny minisiteran’ny fizahantany omaly iny.
Hamaky ny tohinyMbola mitana ny sain’ny maro ny fihetsiketsehana sy ilay fiarovana fatratra ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina teny Mahamasina nandritra ny lanonana nenti-nanamarika ny fetim-pirenena.
Hamaky ny tohinyNy volana jolay 2016 no hita voalohany tetsy amin’ny hotely Panorama Andrainarivo ny Dinika ho Fanavotam-Pirenena (DFP). Ankolafin-kery mpanohitra maro no tafavory teny an-toerana tamin’io fotoana io ary anisan’ny nampivondrona ny raharaha Soamahamanina.
Hamaky ny tohinyAo anatin’ny fetim-pirenena tanteraka isika amin’izao fotoana izao, saingy toa anarany fotsiny aloha izany hatreto.
Hamaky ny tohinyVola ny fotoana, hoy ry zareo kelimaso. Nahita koa ry zareo be kintana fa mitombina izany fijery izany ary dia nilaza izy ireo fa tsy misy zava-dehibe mihoatra io fotoana io.
Hamaky ny tohinyDia efa manao izay saim-patany sy hitsin’ny sainy sisa ny fanjakana Rajaonarimampianina satria mihevi-tena ho mafy sy matanjakana, ka tsy hisy hahaozongozona azy eo amin’ny sezany intsony,
Hamaky ny tohiny