- Talata 06 Jona 2017
Edito.Aza mifampihatsaravelatsihy !
Lohahevitra hoenti-manamarika ny faha-57 nahazoantsika fahaleovantena amin’ity taona ity ny hoe “Mamiko ny taniko, ny fisandratany no tanjoko”.
Hamaky ny tohinyLohahevitra hoenti-manamarika ny faha-57 nahazoantsika fahaleovantena amin’ity taona ity ny hoe “Mamiko ny taniko, ny fisandratany no tanjoko”.
Hamaky ny tohinyIzay indray izany vao mba nahenoana tononkira vaovao ny tontolo politika eto Madagasikara raha fiverimberenan-javatra efa hila hankaleo na nankaleo ny sofin’ny valalabemandry mihitsy aza no saika re lalandava ny taona 2016 no nankaty raha nanomboka nipoipoitra daholo ireo karazam-bovonana sy antoko izay nijoro ho nanohitra ny zava-misy sy ny fitondrana.
Hamaky ny tohinyNilaza ny fanjakana tamin’ny alalan’ny Ofisim-pirenena momba ny akoran’afo omaly fa tsy hisy fiakarany toy ny miseho isaky ny fiandohan’ny volana ny vidin-tsolika amin’ity volana jona ity.
Hamaky ny tohinyMahatsikaiky ihany ho an’ireo olona tsy dia sarotim-po loatra saingy mahasorena kosa ho an’ireo sarangan’olona leo famitaham-bahoaka sy tena mahalala ny atao hoe politika ny mandre fa niompana tamin’ny “vatsin’Ankohonana” no tena nandaniana ny volam-panjakana hatreto.
Hamaky ny tohinySamy mivoy ny resaka fampihavam-pirenena ny ankamaroan’ny hery politika eto amin’ny firenena amin’izao fotoana. Hatramin’ireo hery politika matanjaka sy manohitra ny fitondrana, toy ny antoko Tiako i Madagasikara aza dia mivoy an’izany satria izay no hany tokana hivoahana amin’ny krizy.
Hamaky ny tohinyMahalasa saina sy mampametra-panontaniana ihany hoe ndrao dia tokony hasiana alimanaka amin’izay ity fitokonana miverimberina sy vahaolana famonoana afo lava niseho tao anatin’ny 4 taona sy 5 volana teto amin’ny firenena ity ?
Hamaky ny tohiny