- Sabotsy 13 Mey 2017
Edito.Lova tarazo
Lova tarazo, tsy mba mihatsara fa miha simba sy manimba ny raharaham-pirenena ankehitriny.
Hamaky ny tohinyLova tarazo, tsy mba mihatsara fa miha simba sy manimba ny raharaham-pirenena ankehitriny.
Hamaky ny tohinyEkena fa tsy ny mpitondra fanjakana isan-tsokajiny no handrotsa-bary any am-bilanin’ny tsirairay, saingy mba tokony ho hita ihany ny fandraisan’andraikitra na tsy mivantana aza kanefa tsy izay no miseho, fa dia ny ho any am-paosy ihany, ho any am-paosy hatrany no masaka an-tsain’ny mpitondra sy ny mpanao politika.
Hamaky ny tohinyTsy mafana akory ny toe-draharaham-pirenena fa hafanaina, hoy ny fanehoan-kevitry ny mpanao politika iray izay.
Hamaky ny tohinyNy fary no azo atao fanoharana mikasika ny toetra sy ny fomban’ny mpitondra ankehitriny, ka tonga amin’ilay fitenenana hoe ny lohany indray no matsatso.
Hamaky ny tohinyVitsy angamba ny mpanara-baovao tsy ho kivy raha mahita ny fihemorana amina lafin-javatra maro mitranga eto amin’ny firenena ankehitriny,
Hamaky ny tohinyHirefotra sa hitsefotra ? Io indray no fanontanian’ny mpanara-baovao mikasika ny zava-misy eny amin’ny antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohiny