- Sabotsy 06 Mey 2017
Edito.Ho rendrika ny sambo
Misahotaka tanteraka rehefa jerena avy ety ivelany ny fiainana ao an-dapa ao.
Hamaky ny tohinyMisahotaka tanteraka rehefa jerena avy ety ivelany ny fiainana ao an-dapa ao.
Hamaky ny tohinyAnkalazaina anio ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety, ka tsy very anjara amin’izany isika eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyHomarihina amin’ny alatsinainy izao ny fetin’ny asa, anisany ny eto amintsika, ary tena mafana fo mihitsy ireo mpitarika isan-tsokajiny. Nialoha an’izay dia efa nafampana ny fitakiana mikasika ny famerenana ireo mpitarika sendika noroahina noho ny fitarihana hetsiky ny mpiasa.
Hamaky ny tohinyTratry ny sangodim-panina tanteraka ny vahoaka malagasy manoloana ny zava-mitranga ankehitriny.
Hamaky ny tohinyRaha ny fanakianana sy ny ozona mahazo ny fanjakana HVM noho ny kolikoly sy ny fampanjakana ny tsimatimanota eto amin’ny firenena no mandaitra,
Hamaky ny tohinyNy fifidianana izay ho filoham-pirenena frantsay izao no mbola manakoako indrindra amin’ireo vaovao iraisam-pirenena hatreto.
Hamaky ny tohiny