- Talata 13 Jona 2017
Edito.Volo ngita mifandray tendro !
Vaovao lehibe ny nampidirana ilay ramatoa malaza tamin’ny resaka kolikoly eny Ambaniatsinanana, araka ny fomba fiteny.
Hamaky ny tohinyVaovao lehibe ny nampidirana ilay ramatoa malaza tamin’ny resaka kolikoly eny Ambaniatsinanana, araka ny fomba fiteny.
Hamaky ny tohinyIzay tokoa angaha no maha voasokajy ho tany an-dalam-pandrosoana ny tany an-dalam-pandrosoana.
Hamaky ny tohinyTapitra ny fampiatoan’ny fitsarana ny asany ary nisy ny zavatra maro nambaran’izy ireo nandritra ny fanatsaharana ny asa tao anatin’ny fotoana voafetra. Inona no hiseho aorian’ireny ?
Hamaky ny tohinyMitokona ny sendikan’ny mpiasan’ny minisiteran’ny vola sy ny tetibola izay avokavoky ny fitsinjarana ireo vola fampandehanana ny raharaham-pirenena sy ny ain’ireo « mpiasam-bahoaka ».
Hamaky ny tohinySamy maka ho azy sy samy manao izay danin’ny kibon’ny sisa eto amin’ny firenena fa tsy misy intsony izany lalàna ifampifezana izy.
Hamaky ny tohinyDia tsy mbola ho fanta-bahoaka ihany izay namono an-dRatsimandrava, tsy hazava ny mikasika ny raharaha
Hamaky ny tohiny