Edito

Iza no vonon-kihavana ?


  • Talata 11 Jolay 2017

Iza no vonon-kihavana ? Heverina fa izay no fintin’ny fanontaniana nipetraka tao an-dohan’ny filoham-pirenena teo aloha raha namaly izany ka nilaza fa tsy fotoana ny

fifampitsikerana intsony izao ary tokony hifamela ny rehetra ahafahana mijery ny tombontsoam-bahoaka amin’izay. Efa niaiky ny fahadisoany ity filoha teo aloha ity tamin’ny fotoan’androny ary dia mbola namerina ny fialan-tsiny tamin’ny fankalazana ny faha-15 taonan’ny antokony. Tsy nisy voasivana tsy hanotrona ny fankalazana izay natao ihany koa dia tsy nialon-jafy, hoy ny fitenenana izay ny fety. Mbola fotoana ve izao, hanaovana politika vao mainka mahamenatr’olona noho izay efa nisy teo aloha ? Mbola fotoana ve izao hitenenan’izay eo amin’ny fitondrana hoe anay izao ny tanàna ? Nefa efa mikakakaka mahita ny fahantrantsika daholo hatramin’ireo firenena noverezintsika taloha ? Mbola fotoana ve hifanaovana teny mifono kolontsaim-balifaty hoe izany ihany no nataonareo teo ?

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Enga anie mba tsy ho…
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Faheno tamin’ny Fitondrana teo

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

Hijery ny tohiny
FTT