- Talata 28 Febroary 2017
Edito.Tsy miteny fotsiny !
Raha nalaza ny “tsy hiala aho”, tamin’ny andron’ny amiraly, nanda tsy hiala koa ny rain’ny fihavanana tamin’ny fotoan’androny.
Hamaky ny tohinyRaha nalaza ny “tsy hiala aho”, tamin’ny andron’ny amiraly, nanda tsy hiala koa ny rain’ny fihavanana tamin’ny fotoan’androny.
Hamaky ny tohinyToy ny rano natondraka an-damosin’ny gana ny karazam-pananarana sy ny fampatsiahivana antsika ireo kolontsaina naha izy antsika ankehitriny raha mijery ny zava-miseho manerana ny nosy.
Hamaky ny tohinyRehefa ny lehibe no voakitikitika dia mailaka ery ny fandraisan’andraikitra eto amintsika.
Hamaky ny tohinyManohana tsy misy fepetra ! Niredona indray io teny io omaly nandritry ny famoriana mpanao gazety teny 67 ha.
Hamaky ny tohinyFomba fisaina zary raiki-tapisaka amin’ny Malagasy, indrindra ny mpitondra, ny miantso manampahaizana avy any ivelany.
Hamaky ny tohinyTsy moramora ny mitondra firenena. Ekena tokoa izany. Na mety na tsy mety ny rafitra apetraka dia mitombina foana io teny io.
Hamaky ny tohiny