- Alakamisy 05 Aprily 2018
Edito.Milalao afo
Tsy mbola naheno ny angano momba ny Vorombola sy ny Voahangy rarak’Ikotofetsy sy Imahaka ary ve izao fitondrana izao no dia mbola sahy milalao afo ihany ?
Hamaky ny tohinyTsy mbola naheno ny angano momba ny Vorombola sy ny Voahangy rarak’Ikotofetsy sy Imahaka ary ve izao fitondrana izao no dia mbola sahy milalao afo ihany ?
Hamaky ny tohinyNandresy ny tolon’ny fanjakana HVM tamin’ny fampandaniana ny lalàna mifehy ny fifidianana, izay tsy ankasitrahan’ny maro. Mihevitra izany izao fa mahery sy matanjaka na ara-politika na ara-bola.
Hamaky ny tohinyArakaraka ny tohivakan’ny krizy teto amin’ny firenena no nahatsikaretana fa nitombo hatrany ny fahapotehana ara-batana, indrindra ara-moraly sy ara-panahin’ny vahoaka malagasy. Tamin’ny tolon’ny 1947 dia vitan’ny Gasy ny nanohitra basy aman-tafondro tamin’ny tanam-polo.
Hamaky ny tohinyFetin’ny paska isika izao, ka tokony hisy ny fitoniana eto amin’ny firenena, raha tena olonkendry sy mitsinjo ny vahoaka Malagasy sy hamela azy ireo hifety am-pitoniana ny mpitondra sy ny mpanao politika.
Hamaky ny tohinyVao omaly isika no nahatsiaro ireo Raiamandreny « naherifo » sy « tia tanindrazana » nivonona ny hamoy ny ainy tamin’ny taona 1947 mba hahazoan’ity nosy ity fahaleovantena sy mba hiadanan’ny faramandimby.
Hamaky ny tohinyMitana ny sain’ny maro indray aloha amin’izao fotoana izao ny momba ny fipariahan’ny sarin’ny olom-boafidy iray nitanjaka tanteraka, ary afa-baraka tanteraka ny andrim-panjakana misy azy.
Hamaky ny tohiny