- Alatsinainy 23 Aprily 2018
Edito.Loza ity
Loza ity! Niseho indray iny ny rà mandrika sy ny korontana noho ny adilahy politika.
Hamaky ny tohinyLoza ity! Niseho indray iny ny rà mandrika sy ny korontana noho ny adilahy politika.
Hamaky ny tohinyRepoblika 4 izay no nandalo fa tsy mbola nisy toy izao. Hafa kely ity fitondrana indray mitoraka ity saingy tsy mba hafa kely amina zavatra nahafinaritra sy nitondra filaminana na fiadanana ho an’ireo vahoaka napetraka ho eo ambany fiahiny fa dia tompondaka tamin’ity karazan-java mahamenatra sy nampivarahontsana rehetra ity.
Hamaky ny tohinyMandragaranga hery sahady ny HVM, fa vonon-kiady raha mbola minia mirisika hamory vahoaka hanohy ny fampibaribariana ny tetikady malotony amin’ny lalàm-pifidianana ireo depiote mpanohitra.
Hamaky ny tohinyNy tody « itsy » misy ka ny atao no miverina fa tsy hoe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina no fiteny, hoy ireo mpandalina sy mpikaroka momba ny Malagasy rehefa manitsy ny hevi-baventin’ny fahendren’ny Ntaolo mikasika ny fiheverana ny atao hoe tody .
Hamaky ny tohinyEfa ela no niandrandra ny mba hanana tobim-pitsaboana mahaleo tena ho azy ireo mponina eny Antsahamamy Ankatso, Boriborintany faharoa. Voatery mamonjy any amin’ny toeran-kafa hatrany mantsy izy ireo rehefa manana olana,
Hamaky ny tohinyEfa olom-by ve sanatria ary itoerana bokotra tsindriana mihitsy ireo mpanapa-kevitra eto amin’ny firenena ka tsy maharay baiko tokana afa-tsy ny hanakana sy handrava ireo hetsika mba hany sisa hahafahan’ireo vahoaka mampaneno lakolosy noho ny tsy fahafaliany manoloana ny zava-mitranga iainany ankehitriny?
Hamaky ny tohiny