- Talata 27 Martsa 2018
Edito.Samia mijery fitaratra !
Na ny mpitondra na ny mpanao politika na ny vahoaka dia samy mifanome tsiny sy mifanilika ny hadisoana daholo. Ambentin-tenin’ireo mpanara-baovao fa ireo miaramila na ny fitsarana eto mihitsy no fositra.
Hamaky ny tohiny