- Sabotsy 17 Martsa 2018
Edito.Fitondrana mirefarefa
Hatramin’izao, mbola mitohy ihany ny resaka fofon-kelika izay nivoaka teny anivon’ny antenimieram-pirenena ny alatsinainy teo.
Hamaky ny tohinyHatramin’izao, mbola mitohy ihany ny resaka fofon-kelika izay nivoaka teny anivon’ny antenimieram-pirenena ny alatsinainy teo.
Hamaky ny tohinyMananontanona antsika ny korontana sy sakoroka, raha dinihina amin’ny zava-misy amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyNa dia mahasorena aza indraindray ny fivoaran’ny raharaham-pirenena eto Madagasikara manoloana ireo krizy niha mafy teto hatramin’izay sy ny efa mandindona ato ho ato dia ampiononona ny saina na dia kely ihany aza ny endrika mahatsikaiky ao anatiny.
Hamaky ny tohinyLasa resabe indray ny savorovoro tetsy amin’ny lapan’ny antenimieram-pirenena Tsimbazaza omaly.
Hamaky ny tohinyLalina dia lalina ary tena mahafanina ny politika mitranga eto amin’ny firenena ankehitriny. Efa namaritra ny siantifika tamin’ny fotoanandrony fa tafiditra ao anatin’ny tontolo tsy takatra eritreretina na “superstructure” miaraka amin’ny fivavahana izany politika izany.
Hamaky ny tohiny5 taona lasa izay dia nisy fanasana nataona tambajotram-pokonolona iray tamina kandida roa hirotsaka ho filoham-pirenena.
Hamaky ny tohiny