- Alatsinainy 11 Martsa 2019
Edito.Mifandrombaka…
Ora sisa isaina dia ho tapitra ny fe-potoana hahafaha-mandrotsaka ny antontan-taratasin’ireo kandida ho depiote.
Hamaky ny tohinyOra sisa isaina dia ho tapitra ny fe-potoana hahafaha-mandrotsaka ny antontan-taratasin’ireo kandida ho depiote.
Hamaky ny tohinyRaha ny zava-misy hita soritra hatreto dia mbola ho ela mihitsy raha hisy vao hisy izany atao hoe fampandrosoana miainga amin’ny vina sy ny fampanantenana nataon’izao fitondrana izao marina eto.
Hamaky ny tohinyNalaza tao anatin’izay iray volana sy tapany nitondran’ny fanjakana Rajoelina izay ny loza mahatsiravina, ny valan’aretina, ny tsy fandriampahalemana samy namoizana aina avokoa.
Hamaky ny tohinyHay tokoa moa ka efa fanirian’ny filoham-pirenena ankehitriny ny hanitatra ny isan’ny fonja eto amin’ity nosy ity.
Hamaky ny tohinyAdinodino ny fahasahiranan’ny tany avaratry ny Nosy noho ny valan’aretina kitrotro nandripaka.
Hamaky ny tohinySamy manana ny haingam-pandehany io, hoy ny firesaky ny zatovolahy sy zatovovavy rehefa mahita tranga mivaona amin’ny tokony ho izy ao anaty fiarahamonina.
Hamaky ny tohiny