- Alakamisy 28 Martsa 2019
Edito.Miandry kabary e !
59 taona amin’ity taona ity no hankalazana ny fahaleovantenam-pirenena. 61 taona ny repoblika voalohany. 72 taona rahampitso kosa no hahatsiarovana ny raharaha 29 martsa 1947.
Hamaky ny tohiny59 taona amin’ity taona ity no hankalazana ny fahaleovantenam-pirenena. 61 taona ny repoblika voalohany. 72 taona rahampitso kosa no hahatsiarovana ny raharaha 29 martsa 1947.
Hamaky ny tohinyMarina fa andron’ny demokrasia izao. Manaporofo izany io filatsahan-kofidiana ho solombavambahoaka ahitana sokajin’olona samihafa io.
Hamaky ny tohinyAzon’ilay antoko iray mila mandresy amin’ny lalao miverina ambongadiny io fifidianana io, hoy ny vazivazy zaritenany ao amin’ny tambajotran-tserasera izay raha madio ny fifidianana.
Hamaky ny tohinyNy fifidianana solombavambahoaka no tena hifantohan’ny saina ato ho ato. Somary ho takona ny toe-draharaha politika samihafa, fa hiompana bebe kokoa amin’io ny mason’ny rehetra.
Hamaky ny tohinyNy fitiavana no lehibe indrindra, hoy ilay teny ao anatin’ny soratra masina nentina natao fitaovana politika teto amin’ny firenena Malagasy.
Hamaky ny tohinyTamin’ireny andro ireny nisy nofy nolokoana, nisy nofo nokoloana, nisy mofo notsakoina dia nilamina ny tany, hoy ny poeta iray izay. Miha mafy hatrany tokoa ny fiainana ary tsy misy izay tsy mitaraina momba izany ny olombelona rehetra eto ambonin’ny tany.
Hamaky ny tohiny