- Alakamisy 28 Febroary 2019
Edito.Edito Hanomboka hifampitady
“Avereno aminay ny asanay”, hoy ry zareo polisy. “Avereno aminay koa ny taninay”, hoy ry zareo havana avy any Atsimo.
Hamaky ny tohiny“Avereno aminay ny asanay”, hoy ry zareo polisy. “Avereno aminay koa ny taninay”, hoy ry zareo havana avy any Atsimo.
Hamaky ny tohinyNy hazakazaka hahazo ny seza etsy Tsimbazaza indray izao no tena handanian’ny mpanao politika eto amin’ny firenena rondoha. Na ny ao anatin’ny fitondrana na ny mpanohitra dia samy miketrika mafy amin’izao.
Hamaky ny tohinySosialy, toekarena, kolontsaina, fanatanjahantena, indrindra moa fa ny politika dia sarotra ny hilaza ireo rehetra ireo fa efa tomombana tanteraka ny momba azy avy.
Hamaky ny tohinyTsianjerin’ny ankizy nanabeazana azy fahazaza ny hoe « Raha misy manome zavatra ho anao, kingà miteny hoe misaotra tompoko ! ».
Hamaky ny tohinyMendri-piderana ny fihetsiky ny fitondram-panjakana, indrindra fa ny filoham-pirenena naneho fa tsy hisy fandeferana na « tolérance zéro » eo anatrehan’ny trangana kolikoly ataon’ny mpiasam-panjakana.
Hamaky ny tohinyHiditra amin’ny volana faharoa ankehitriny ny fitondrana Rajoelina. Amin’ny ankapobeny dia zava-droa loha sahady farafahakeliny no fanamby tsy tanterak’izao fitondrana izao.
Hamaky ny tohiny