- Talata 19 Febroary 2019
Edito.Fita-bitro no betsaka !
Mitamberina ao an-tsain’ny maro ny adihevitra samihafa tamin’ireny fampielezan-kevitra tamin’ny fifidianana filoham-pirenena ireny.
Hamaky ny tohinyMitamberina ao an-tsain’ny maro ny adihevitra samihafa tamin’ireny fampielezan-kevitra tamin’ny fifidianana filoham-pirenena ireny.
Hamaky ny tohinyNanamarika iny herinandro iny ny fisamborana ireo noheverina ho nikoizana tamin’ny resaka trafikana andramena. Vazivazy ny hoe isaky ny amin’ny 4 ora hariva na amin’ny 5 ora hariva eo no nitrangan’ny kisambotsambotra.
Hamaky ny tohinyMihazakazaka amin’ny fanagadrana, seriny amin’ny fanenjehana ireo heverina fa tsy mitovy hevitra aminy ny fanjakana ankehitriny.
Hamaky ny tohinyKihon-dàlana vaovao ho an’ny firenena no nolalovantsika tamin’ny fifidianana sy lalovantsika amin’izao efa fisian’ny fanjakana natao izay haha ara-dalàna azy izao.
Hamaky ny tohinySambany nivoaka an’i Madagasikara miatrika fivoriana Iraisam-pirenena ny filoha Malagasy ny faran’ny herinandro teo, ary tafahaona tamin’ireo filoha Afrikanina.
Hamaky ny tohinyEfa ny fanjakana mpamotika ny firenena tany amin’ny folo taona lasa no mitondra ny firenena amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohiny