- Zoma 28 Jona 2019
Edito.Mila fandinihan-tena !
Tahaka ny làlam-piainan’ny zanak’olombelona no zavatra lalovan’ny firenena amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyTahaka ny làlam-piainan’ny zanak’olombelona no zavatra lalovan’ny firenena amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyNy fanasana ny filoha Rwandey ho vahiny manankaja sy manokana angamba heverina fa fahasahiana goavana ary iriana ho fakana traikefa amin’ireo firenena niray lalana amintsika taloha saingy efa nivoatra lavitra kosa.
Hamaky ny tohinyRahampitso no hankalazaina ny tsingerintaona faha-59 niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara, 26 jona voalohany amin’ny maha filohan’ny Repoblika voafidim-bahoaka an’i Andry Rajoelina ihany koa io.
Hamaky ny tohinyRivotra hafa mihitsy no iainan’ny Malagasy amin’izao fotoana izao eo anatrehan’ny fiatrehantsika ny dingana famaranan’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika eo amin’ny taranja baolina kitra na ny “CAN 2019”, izay sambany teo amin’ny tantara.
Hamaky ny tohinyHafa ny resaka sy ny serasera mipoapoaka ary hafa ny asa sy fikaroham-bahaolana ho an’ny firenena.
Hamaky ny tohinyMandroso mihemotra ny fanapahan-kevitry ny fitondrana ankehitriny. Zava-misy hita sy ren’ny mpanara-baovao rehetra io fa tsy foronina akory.
Hamaky ny tohiny