- Alatsinainy 22 Jona 2020
Edito.Mihenjan-droa ny tady
Mihenjan-droa ny tady saingy fihenjanana hafa kely tsy toy ireo izay nisy hatramin’izay no misy eo amin’ny fitondrana Malagasy sy ireo any ivelan’ny fitondrana.
Hamaky ny tohinyMihenjan-droa ny tady saingy fihenjanana hafa kely tsy toy ireo izay nisy hatramin’izay no misy eo amin’ny fitondrana Malagasy sy ireo any ivelan’ny fitondrana.
Hamaky ny tohinyTsy ny aretina toy ny tazo mahery, ny dengue, ny COVID 19 sy ny aretim-batana rehetra ihany ankehitriny no mahazo sy hatrehin’ny Malagasy.
Hamaky ny tohinyTsy krizy ara-pahasalamana fotsiny no eto fa efa miditra lalina amin’ny krizy ara-toekarena, sosialy, ary hatramin’ny demokrasia no tratry ny krizy, hoy ny mpanao politika iray.
Hamaky ny tohinyFanina amin’ny famaritana ny atao hoe “voafehy” ankehitriny ny ankamaroan’ny vahoaka Malagasy. Inona marina moa izany no dikan’izy io ho an’ity fitondrana ity?
Hamaky ny tohinyMirarakopana hatrany ny fampanantenan’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina isaky ny fotoana hanaovany valandresaka ho an’ny vahoaka Malagasy. Tena betsaka sy tsy tambo isaina, ary matetika misy zava-baovao isaky ny tapa-bolana.
Hamaky ny tohinyAnkoatry ny fahatarana fotoana indray, dia hita hoe mirafidrafitra sy voaomana tsara kosa aloha ny resaky ny filoham-pirenena omaly.
Hamaky ny tohiny