- Alatsinainy 13 Jolay 2020
Edito.Ny omaly tsy miova
Samy niandry izay ho valan-dresaky ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ny vahoaka Malagasy omaly hariva.
Hamaky ny tohinySamy niandry izay ho valan-dresaky ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ny vahoaka Malagasy omaly hariva.
Hamaky ny tohinyTena ilaina amin’ny fitondrana ny firenena, amin’ny fifampitondrana ao anaty fiarahamonina, amin’ny fitantanana orinasa,…
Hamaky ny tohinyMirary ny soa tokoa manoloana izao ady hatrehin’ny firenena sy izao tontolo izao izao.
Hamaky ny tohinyVanim-potoana isan’ny mafy teto Madagasikara ny nisian’ny valanaretina pesta tamin’ny fanjakana Rajaonarimampianina. Somary nosokajiana ho aretin’ny mahantra sy ny sahirana satria noho ny loto sy ny fako rahateo no isan’ny nampirongatra azy.
Hamaky ny tohinyNy valanaretina COVID-19 izao no zava-dehibe, maika, tsy azo ihodivirana. Eran-tany ary tsy afa-miala amin` izany i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTsy alohalika intsony ny ranombary, fa efa tena hatrany an-tenda. Mora ny nanamaivana ny valanaretina coronavirus tany aloha fa tsy mahery noho ny pesta sy kôlera, saingy indrisy fa efa tena loza mihantra aman’aina no miseho eto.
Hamaky ny tohiny