- Zoma 12 Jona 2020
Edito.Fahasahiranana miampy
Fahasahiranana miampy fahasahiranana! Izay no azo amintinana ny andavan’androm-piainan’ny malagasy ankehitriny.
Hamaky ny tohinyFahasahiranana miampy fahasahiranana! Izay no azo amintinana ny andavan’androm-piainan’ny malagasy ankehitriny.
Hamaky ny tohinyRaharaha nafana teto amin’ny firenena ny tetikasa fananganana ny tanàna vaovao Tanamasoandro, izay nisiana fifanjevoana tamin’ireo mponina.
Hamaky ny tohinyFenitra napetraky ny demokrasia tandrefana izay lasa hita ho maodelin’ny fitondrana nifanesy teto Madagasikara moa ny fisian’ny atao hoe mpanohitra sy mpanohana ny fitondram-panjakana.
Hamaky ny tohinyEfa tsy maha taitra intsony ny fiarahamonina Malagasy amin’ny ankapobeny ny fanapahan-kevitra raisin’ny fitondram-panjakana ao anatin’izao hahamehana ara-pahasalamana izao.
Hamaky ny tohinyFara fahakeliny isan-tapa-bolana dia hita sy re amin’ny haino aman-jery rehetra eto amin’ny firenena ny filoham-pirenena miantso firaisankina sy fifanomezan-tanana amin’ny hetsika rehetra ataon’ny fitondram-panjakana.
Hamaky ny tohinyTsy mora ny mitondra fanjakana satria tsy vitan’ny fampanantenana sy ny kabary politika, fa mila hakingana sy faharanitan-tsaina.
Hamaky ny tohiny