• Alakamisy 02 Jolay 2020
Edito.Edito Reraka ambony ihany!

Tsy mitsahatry ny mitombo avo roa heny ny tarehimarika ofisialy vaovao momba ireo mararin’ny COVID 19 eto Madagasikara. Mitombo ihany koa ny isan’ny maty.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2020
Edito.Resabe tsy nihinanan-kanina !

Telo volana latsaka herinandro izay no nilazan’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ny 8 aprily 2020, fa hisy ny fanisam-bahoaka hametrahana ilay antsoina hoe: “digitalisation”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2020
Edito.Amoron-tevana

Amoron-tevana tsy misy arofanina ankehitriny ny fiainan-dRamalagasy manoloana ny adin-tsaina, mba tsy hilazana hoe horohoron-tsaina, aterak’ity taremarika momba ny aretina COVID 19 tsy mitsaha-mitombo ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jona 2020
Edito.Tsy misy tompon'ny ampitso…

Samy niandry izay zava-baovao hambaran’ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny Praiminisitra omaly hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2020
Edito.Tsy nisy tao anatin’ny 60 taona…

Fomba firesaka sy kabary faheno matetika ambaran’ny Filoham-pirenentsika ankehitriny nanomboka tamin’ny propagandy ny hoe

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2020
Edito.Miha ratsy isan’andro

Miha ratsy isan’andro ny zava-mitranga eto amin’ny firenena na dia atao ankapobeny fotsiny aza ny fomba fijery azy. Tsy mbola miditra amin’ny tena antsipiriany akory.

Hamaky ny tohiny
FTT