• Alatsinainy 10 Febroary 2020
Dossier.Valan’aretina Coronavirus Hampirodana tanteraka ny toekarena Sinoa

Efa 811 no matin’ny Coronavirus any Chine, araka ny tarehimarika nivoaka omaly alahady raha toa ka 37 198 kosa ireo marary.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Febroary 2020
Dossier.Madagascar Poncroise Challenge Miditra amin’ny andiany fahatelo

Mikarakara ny andiany fahatelo ny katrok’ady FIHEZAMA sy ny Madagascar Poncroise Challenge (MPC).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Febroary 2020
Dossier.Fahazoan-dalana hamily fiara Malagasy Nolavin’ny Frantsay

Noho ny fifanarahan’ny eoropeanina momba ny fepetra fanomezana fahazoan-dalana mitondra fiarakodia dia nanapa-kevitra ny hanavao ny drafitra momba ny fanakalozana fahazoan-dalana mitondra fiarakodia i Frantsa .

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Febroary 2020
Dossier.Takaitra navelan’ny andro ratsy Nankahery an’i Madagasikara ny Praiminisitra Indiana

Manoloana ny fahavoazana nahazo an’i Madagasikara tamin’ireny fisiana andro ratsy izay namoizana ain’olona sy naha traboina ny faritra maro ireny,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Febroary 2020
Dossier.Fianakaviana 400 isa traboina tao Ambatondrazaka Notoloran’Ambatovy fanampiana mitentina 20 tapitrisa ariary

Manoloana ny famaritan’ny avy eo anivon’ny biraom-pirenena misahana ny loza sy tandindon-doza na BNGRC ny voina nitranga taorian’ny fandalovan’ny andro ratsy tao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Febroary 2020
Dossier.Fifandresen-dahatra sy fifampiraharahana Mila mafy kokoa ny Malagasy

Mbola azo lazaina milamina Madagasikara raha oharina amin’ny firenena hafa ka tokony hahay hanararaotra hisintona mpampiasa vola eto amin’ny firenena ny mpitondra. T

Hamaky ny tohiny
FTT