- Zoma 31 Janoary 2020
Dossier.Fahapotehan’ny ala sy fitrandrahana tsy ara-dalàna Zava-manan’aina miisa 2.591 no ahiana ho lany tamingana
Zava-manan’aina miisa 2.591 hita eto Madagasikara no ahiana ho lany tamingana. Izany no voalazan’ny voka-pikarohana momba ny lisitra mena mitanisa an’ireo harena voajanahary tandindomin-doza aty Afrika.
Hamaky ny tohiny