- Alarobia 05 Febroary 2020
Dossier.Fifanarahana amin’ny Maorisianina Misy afera tsy mazava indray ny JIRAMA…
Vita afak’omaly ny soniam-piaraha-miasan’ny JIRAMA sy ny vondrona LIDERA miorina atsy Maorisy, miompana amin’ny fametrahana tobim-pamokarana herinaratra zato isan-jato avy amin’ny masoandro na ilay antsoina hoe « Full solaire ».
Hamaky ny tohiny