Dossier

Fianakaviana 400 isa traboina tao Ambatondrazaka Notoloran’Ambatovy fanampiana mitentina 20 tapitrisa ariary


  • Alakamisy 06 Febroary 2020

Manoloana ny famaritan’ny avy eo anivon’ny biraom-pirenena misahana ny loza sy tandindon-doza na BNGRC ny voina nitranga taorian’ny fandalovan’ny andro ratsy tao

 

 

Ambatondrazaka dia nanolotra fanampiana ilaina andavanandro toy ny vary 4 taonina, tsaramaso 1 taonina, menaka 600 litatra, siramamy 8 gony ary savony 30 baoritra hamonjena ireo fianakaviana miisa 400 niharam-boina ny orinasa Ambatovy. Araka ny fanazavana dia manara-maso tsy tapaka ny fivoaran’ny zava-misy eny amin’ireo fotodrafitrasany ity orianasa ity. Filàna maika ihany koa ireo akora fampiasa an-davanandro ireo, raha ny fanazavana,  no nanaovan’ny BNGRC antso. Mitentina 20 tapitrisa ariary moa ny totalim-bidin’ireto fanampiana ireto, hoy hatrany ny fampitam-baovao.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Dossier

  • Fitrandrahana safira
  • Zoma 11 Septambra 2026

manahirana, toekarena tsy manara-drafitra

  • Rabejean Miarinarivo
  • Alarobia 22 Jolay 2026

«Sao tokony averina

  • CHEF Aina, Service Traiteur
  • Zoma 05 Jona 2026

« Mila asa tsara sy matihanina

  • RASOLONJATOVO Rolland, mpitandrina
  • Zoma 29 Mey 2026

« Tandremo ny fakam-panahy»

  • RAVO, TOVOVAVY KELY MPANAO
  • Alarobia 12 Martsa 2025

KISARY AMIN’NY TAREHY

Hijery ny tohiny
FTT