• Alatsinainy 17 Febroary 2020
Dossier.Voka-dratsin’ny Coronavirus amin’ny toekarena malagasy Azo sorohana, hoy ny mpahay toekarena

Ny fifamezivezen’ny olona sy ny entana maneran-tany mihitsy dia voafetra satria samy mametraka ny paikady anatiny sy ivelany ny firenen-drehetra mba hahafahana mampihena sy manafoana ny valan’aretina Coronavirus,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Febroary 2020
Dossier.Fanofanana ny mpianatry ny sekoly teknika Hohatsaraina, hoy ny minisitra

Tanora afaka mamorona asa ho fanatsarany ny hoaviny sy hampandrosoany ny fireneny no hapetraka manomboka izao, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena sy fampiofanana teknika, Rijasoa Josoa Andriamanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Febroary 2020
Dossier.Kaompania Air Madagasikara Maro ny hetra alaina aminy

Manoloana ny fitarainan’ireo mpanjifa ny zotra ana habakabaka Air Madagascar izay lafo loatra mitaha amin’ireo kaompania hafa dia nanamafy ny filohan’ny filankevi-pitantanana ity kaompania Malagasy ity,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Febroary 2020
Dossier.Fizahan-tany any Azia atsimo atsinanana Amina miliara euro ny fatiantoka noho ny Coronavirus

Misy akony ratsy amin’ny sehatry ny fizahan-tany any Azia atsimo atsinanana nyf isianílay valan’aretina Coronavirus.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Febroary 2020
Dossier.Fahavitan-tena ara-tsakafo Tsara avadika ho asa fa tsy atao kabary fotsiny

Afaka tonga eto Madagasikara ny mpamatsy vola sy ireo mpiara-miombon’antoka fa mila omena sehatra aloha ny Malagasy tompon’ny tany izay tantsaha ny 85%.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2020
Dossier.Fiparitahan’ ny rongony Mila hentitra ny fitondrana

Betsaka ny olom-pirenena no manao antso avo fa lasa misy fiantraikany amin’ ny fiainam-piaraha-monina ny rongony. Raha tsiahivina, telo lahy no saron’ ny polisim-pirenena nitaona rongony telo gony tetsy Ankorondrano ny zoma alina lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT