- Alakamisy 19 Aprily 2018
Dossier.Famatarana ny toetry ny andro Ain-dehiben’ny fampandrosoana
Ny toekarena dia miainga amin`ny harena voajanahary ao amina firenena iray izay ho entina hanaingana ny toekareny, ka anisan`izany ny toetr`andro sy ny toe-tany. Rehefa miresaka izany toetr`andro izany dia mitodika any amin`ny famatarana ny toetry ny andro ny saina, ary mibahana hatrany ny hoe maminavina ny maripana kanefa anisan`ny sehatra iray tsy azo ihodivirana amin`ny fampandrosoana izany.
Hamaky ny tohiny