• Alakamisy 05 Martsa 2020
Dossier.Fahantran’ny ankizy malagasy Refesina amin’ny teknika vaovao MODA

Mikarakara atrikasa mandritra ny 2 andro ny Vondrona Iraisam-pirenena miaro ny ankizy sy ny zony (UNICEF) miaraka amin’ny INSTAT.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2020
Dossier.Japon Manamafy ny fifandraisana amin`i Madagasikara

Hanohana ny fitondram-panjakana mahakasika ny fampandrosoana firenena ny governemanta japoney.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Martsa 2020
Dossier.Fiatrehana haitany sy tondra-drano Mbola marefo i Madagasikara

Nampahafantarina tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo tetsy amin’ny Hotely Louvre Antaninarenina ny famitinana ny asa vita rehetra tamin’ny tetikasa Medair.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Febroary 2020
Dossier.Tambin-karaman’ny mpampianatra Nisy ny fanitsiana, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena

Namoaka fanambarana fohy tetsy amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena sy ny fampiofanana teknika etsy Anosy omaly ny minisitra, Rijasoa Andriamanana Josoa, sy ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Febroary 2020
Dossier.Olana any Atsimo Hapetraka ny tetikasa ahitam-bokany haingana

Anisan’ny lahadinika nodinihana sady nanapahan-kevitra nandritry ny filankevitry ny minisitra notanterahana omaly ny olan’ny faritra atsimon’ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2020
Dossier.Vola ho an’ny tany an-dalam-pandrosoana Manjaka ny fanodinkodinana, hoy ny Banky Iraisam-pirenena

Rariny raha mbola matroka hatrany ny tarehimarika ara-toekaren’ireo firenena mahantra sy an-dalam-pandrosoana tahaka an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT