• Alakamisy 04 Oktobra 2018
Dossier.Fanarahana ny teknolojia vaovao Efa liana ny ankamaroan’ny orinasa Malagasy

An-jatony ireo orinasa eto Madagasikara no tonga tetsy amin’ny hotely Le Louvre Antaninarenina omaly alarobia 3 oktobra nanatrika ny fampahafantarana sy ny fampiofanana momba ny teknolojia malaza sy vaovao amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Oktobra 2018
Dossier.Sehatra fiantohana Azo itarafana ny fandrosoan’ny toekarena

Nanatanteraka fiofanana momba ny fiantohana « assurance vie » ireo kaompaniam-piantohana eto Madagasikara omaly talata 2 oktobra tetsy amin’ny Hotely Carlton Anosy. Haharitra 2 andro izy io ary ny orinasa Afrika RE anisan’ny lehibe indrindra eto Afrika no tompon’antoka amin’ny fampiofanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Oktobra 2018
Dossier.Tsy fananan’asa eto Madagasikara Mitombo hatrany isan-taona

400 000-500 000 eo ny tanora mivoaka amin’ny fampianarana isan-taona saingy tsy maharaka ny tsenan’ny asa ka mahatonga ireo tsy an’asa marobe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Oktobra 2018
Dossier.Fampandrosoana an’i Madagasikara Mila ezaka amin’ny lafiny maro

Ambony be ny tahan’ny tsy fananan’asa eto Madagasikara amin’izao fotoana. 400 000 hatramin’ny 500 000 eo ho eo ny tanora mivoaka amin’ny fampianarana isan-taona saingy tsy maharaka ny tsenan’ny asa ka mahatonga ireo tsy an’asa marobe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Oktobra 2018
Dossier.« Caisse d’Epargne de Madagascar » Manana mpanjifa 1,5 tapitrisa manerana ny nosy

Nitohy tany Toamasina ny fankalazan’ny orinasa “Caisse d’Epargne de Madagascar” ny fankalazany ny faha-100 taona niho\renany .

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Septambra 2018
Dossier.Famerenana ny hasin`ny fitsarana Mila midina ifotony ny tompon’andraikitra

Tsy mahatoky ny rafim-pitsarana intsony ny vahoaka ankehitriny. Hita sy re etsy sy eroa fa marefo ny Fitsarana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT