• Zoma 12 Oktobra 2018
Dossier.Fifandraisan’i Madagasikara sy Japon Hampiroborobo hatrany ny fampiasam-bola sy ny fandraharahana

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny alarobia 10 oktobra farany teo tetsy amin’ny masoivohon’i Japon eto Madagasikara teny Ivandry ny fametrahana ny rantsan’ny orinasa japoney Tokyo Sangyo any Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Oktobra 2018
Dossier.Satroboninahitry ny mpanjaka very Tsy mbola misy mangirana ny fikarohana

Herinandro maro izay no lasa, nilazan’ny minisitry ny kolontsaina, Johasy Eleonore,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Oktobra 2018
Dossier.Famotsiam-bola Andrasana ny fandaniana ny lalàna

I Madagasikara dia efa ela no nanasonia ny fifanarahana mahakasika ny fanenjehana famotsiam-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Oktobra 2018
Dossier.Fampandrosoana an’i Madagasikara Tsy maintsy arahina finoana

Omaly alarobia 10 oktobra no nampahafantarina tetsy Mandrimena Tanjombato ny fampandrosoana ara-toekarena tanterahina amin’ny lafiny finoana sy vavaka ataon’ny fikambanana Mpitory teny Mpitandrina Mpanompo (3M).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Oktobra 2018
Dossier.Fiara tsara sy matanjaka Tsy zakan’ny Malagasy intsony ny fanafarana

Nampahafantarina tetsy amin’ny Hotely Telozoro Andrefan’Ambohijanahary omaly talata 09 oktobra ny hetsika meeting VW Mada Andiany faha-5 izay hatao ny sabotsy 13 oktobra ho avy izao manomboka amin’ny 08 ora sy sasany maraina etsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2018
Dossier.Fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina Manahy ny hisian’ny kolikoly ny mpiara-miombon’antoka

Mitotaly 639 tapitrisa dolara ny vola atontona amin’ny fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina ka ny 411 tapitrisa dolara dia vola nampindramina amin’ny Japoney ary aloha ao anatin’ny 40 taona fa ny ambiny kosa dia ny fanjakana no handray an-tanana azy.

Hamaky ny tohiny
FTT