• Alatsinainy 24 Septambra 2018
Dossier.Tsena afrikanina Tombony ho an’i Madagasikara raha …

Mpikambana feno ao amin’ireo tsena afrikanina lehibe tahaka an’ny Comesa sy Sadc i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Septambra 2018
Dossier.Fifanarahana ara-ketra Tombony ho an’ny mpandraharaha

Nisy ny atrikasa momba ny fifanarahana ara-ketra notanterahina tetsy amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina omaly talata 18 septambra. Mbola vao 4 ny fifanarahana nataon’i Madagasikara hatramin’izay kanefa efa nahazo traikefa ny firenena Malagasy tamin’ny tranga roa farany, araka ny fanambaran’ny tale jeneralin’ny hetra Andriamatoa Razafindrakoto Louri Garisse.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2018
Dossier.Voka-bary Tsy mbola mahenika ny Malagasy

Nihatsara ny voka-barin’i Madagasikara tamin’ity taona 2018 ity raha oharina ny taona 2017. Nahitana fitomboana 30% satria nahatratra 4 030 000 taonina ny akotry raha 3 100 000 taonina tamin’ny taon-dasa. Nanambara ny minisitry ny fambolena sy fiompiana,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2018
Dossier.Mpandraharaha misehatra amin’ny fambolena sy fiompiana Hampirisihina hitondra tolotra vaovao

Omaly zoma 14 septambra ny fisokafan’ny fisoratana anarana amin’ny fifaninanana ho fampivoaran’ny mpandraharaha misehatra amin’ny famokarana izay karakarain’ny filankevitry ny fampandrosoana ara-toekarena (EDBM) sy ny groupe Axian.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2018
Dossier.Zaza « autiste » Mitombo isa-taona ny isany

Miisa 5 ireo zaza òtista (autitste) avy eto Antananarivo no misitraka fitsaboana nify maimaimpoana amin'izao fotoana. Ahitana fahasarotana anefa ny mitaiza azy ireny, indrindra eo amin`ny fitsaboana ny nifiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Septambra 2018
Dossier.Faritra arovana eto Madagasikara Misy hatrany ny tsindry amin’ireo mpiasa

Nisy ny fanaovan-tsonia fanamafisam-piaraha-miasa amin’ny minisiteran’ny tontolo iainana, ny fitantanana ankapoben’ny ala ary ireo mpiara-miombon’antoka dia ny fikambanana Fanamby sy Madagascar National Parks (MNP) omaly alarobia 12 septambra.

Hamaky ny tohiny
FTT