• Zoma 19 Oktobra 2018
Dossier.Fitsarana Ambony Tafapetraka ny mpikambana vaovao

Natomboka tamin`ny fomba ofisialy omaly ny asa eo anivon`ny Fitsarana Ambony (HCJ) satria tafapetraka ireo mpikambana vaovao, miisa telo (3) izay nanao fianianana tetsy amin`ny Fitsarana an-tampony Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Oktobra 2018
Dossier.Tany tan-dalàna Tsy misy eto amintsika

Misavoritaka tanteraka ny fiainam-pirenena ankehitriny. Eo aloha ny savorovoro momba ny lisi-pifidianana izay miteraka adihevitra be.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2018
Dossier.Asa fampandrosoana ny firenena Azo tsapain-tanana tamin’ny fitondrana Ravalomanana

Salama sy marin-toerana ny toekarena teto Madagasikara raha tsy nisy ny fanonganam-panjakana tamin’ny taona 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2018
Dossier.Tetibolam- panjakana 2019 Hitentina 9 014 miliara ariary ny fandaniana

Tolo-dalàna iray sy volavolan-dalàna valo no vonona hodinihana eny amin’ny Antenimieram-pirenena ka efatra amin`ireo no vary mangatsiaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Oktobra 2018
Dossier.Tahan’ny fampidiran-ketra ambany aty Afrika Anisany ny fialana ara-ketra

Manome 3 hatramin’ny 6% monja amin’ny harinkarena faobe ny vola ampidirin’ny hetra eto Afrika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Oktobra 2018
Dossier.Fikirakirana ny vatosoa Betsaka ny mpandraharaha no tsy manara-dalàna

Zava-dehibe eto amin’ny firenena ny foara be momba ny vatosoa sy ny firavaka ( Madagascar Gem and Jewellery fair -1ère edition ) izay hotanterahina eny amin’ny Munning Business Center Ivato ny 23 hatramin’ny 27 oktobra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT